Exodus 23:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mampahory vahiny, fa ianareo dia mahalala ny toe-pon’ny vahiny, satria efa mba vahiny tany amin’ny tany Ejipta ihany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mampahory vahiny fa fantatrao ny fon’ny vahiny, satria efa mba vahiny tany amin’ny tany Ejipta koa ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mampijaly ny vahiny izay mipetraka ao aminareo. Fantatrareo tsara ny fiainan’ny vahiny satria efa mba vahiny tany Ejipta koa ny tenanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mampahory vahiny, fa ianareo mahalala ny fon'ny vahiny, satria efa mba vahiny tany amin'ny tany Egypta ihany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mampahory vahiny, fa ianareo dia mahalala ny toe-pon’ny vahiny, satria efa mba vahiny tany amin’ny tany Ejipta ihany ianareo.
malagasy
Ary aza mampahory vahiny, fa ianareo mahalala ny fon'ny vahiny, satria efa mba vahiny tany amin'ny tany Egypta ihany ianareo.