Exodus 24:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nanatsotra ny tanany tamin’ireo lehiben’ny Zanak’Israely Izy, dia nahita an’Andriamanitra izy ireo ary nihinana sy nisotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy naninjitra ny tanany tamin’ireo olom-boafidin’ny zanak’i Israely izy: dia nahita an’Andriamanitra ireo, ka nihinana sy nisotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy namely ireto olo-manga israelita ireto Andriamanitra, ka afaka nijery Azy ry zareo sady nihinana sy nisotro.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy naninjitra ny tànany tamin'ireo lehiben'ny Zanak'Isiraely Izy; dia nahita an'Andriamanitra izy ireo, ary nihinana sy nisotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nanatsotra ny tanany tamin’ireo lehiben’ny Zanak’Israely Izy, dia nahita an’Andriamanitra izy ireo ary nihinana sy nisotro.
malagasy
Ary tsy naninjitra ny tànany tamin'ireo lehiben'ny Zanak'Isiraely Izy; dia nahita an'Andriamanitra izy ireo, ary nihinana sy nisotro.