Exodus 24:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Mosesy sy i Josoa mpanompony ka i Mosesy dia niakatra nankao amin’ny tendrombohitr’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga i Môizy nomban’i Jôsoe mpanompony, nandroso nankeo an-tendrombohitr’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niakatra teo an-tendrombohitr’Andriamanitra i Mosesy, niaraka tamin’i Josoa mpanompony,
Malagasy Bible 1865
Dia niainga Mosesy sy Josoa mpanompony; ary Mosesy dia niakatra tao an-tendrombohitr'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Mosesy sy i Josoa mpanompony ka i Mosesy dia niakatra nankao amin’ny tendrombohitr’Andriamanitra.
malagasy
Dia niainga Mosesy sy Josoa mpanompony; ary Mosesy dia niakatra tao an-tendrombohitr'Andriamanitra.