Exodus 24:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra tao amin’ny tendrombohitra i Mosesy, ary ny rahona dia nanarona ny tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra tao an-tendrombohitra i Môizy, ary nosaronan’ny rahona ny tendrombohitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola nandroso niakatra ny tendrombohitra i Mosesy, dia rakotry ny rahona ny tendrombohitra.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra tao amin'ny tendrombohitra Mosesy, ary ny rahona nanarona ny tendrombohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra tao amin’ny tendrombohitra i Mosesy, ary ny rahona dia nanarona ny tendrombohitra.
malagasy
Dia niakatra tao amin'ny tendrombohitra Mosesy, ary ny rahona nanarona ny tendrombohitra.