Exodus 24:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra tao afovoan’ny rahona i Mosesy ka niakatra nankao amin’ny tendrombohitra. Ary nitoetra tao amin’ny tendrombohitra efapolo andro sy efapolo alina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niditra tao anatin’ny rahona i Môizy, dia niakatra tao an-tendrombohitra, ka nijanona teo an-tendrombohitra efapolo andro sy efapolo alina i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niditra tao afovoan’ny rahona i Mosesy, ka nanohy niakatra ny tendrombohitra ary nijanona tao an-tendrombohitra nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina.
Malagasy Bible 1865
Dia niditra tao afovoan'ny rahona Mosesy ka niakatra tao amin'ny tendrombohitra; ary nitoetra tao amin'ny tendrombohitra efa-polo andro sy efa-polo alina Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra tao afovoan’ny rahona i Mosesy ka niakatra nankao amin’ny tendrombohitra. Ary nitoetra tao amin’ny tendrombohitra efapolo andro sy efapolo alina izy.
malagasy
Dia niditra tao afovoan'ny rahona Mosesy ka niakatra tao amin'ny tendrombohitra; ary nitoetra tao amin'ny tendrombohitra efa-polo andro sy efa-polo alina Mosesy.