Exodus 24:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Mosesy irery no hanakaiky NY TOMPO, fa ireo hafa dia tsy hanakaiky, ary ny olona koa dia tsy hiakatra miaraka aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Môizy irery no hanakaiky an’i Iaveh, fa ireo hafa tsy hanakaiky; ary ny vahoaka tsy hiara-miakatra aminy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia ianao ihany no hanatona AHY, fa ny sisa kosa tsy mahazo manatona; ary ny vahoaka dia tsy hiakatra etỳ an-tendrombohitra miaraka aminareo.
Malagasy Bible 1865
nefa Mosesy ihany no hanakaiky an'i Jehovah, fa ireo tsy mba hanakaiky; ary ny olona tsy hiakatra homba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Mosesy irery no hanakaiky NY TOMPO, fa ireo hafa dia tsy hanakaiky, ary ny olona koa dia tsy hiakatra miaraka aminy.
malagasy
nefa Mosesy ihany no hanakaiky an'i Jehovah, fa ireo tsy mba hanakaiky; ary ny olona tsy hiakatra homba azy.