Exodus 24:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nalain’i Mosesy ny ra ka nafafiny tamin’ny olona, sady hoy izy: Indro ny ran’ny fanekena izay nataon’NY TOMPO taminareo ny amin’izany teny rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalain’i Môizy ny ra, nafafiny tamin’ny vahoaka sy nolazainy hoe: «Ity no ran’ny fanekena nataon’i Iaveh taminareo momba izany teny rehetra izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nalain’i Mosesy àry ny ra tao amin’ny lovia, dia nafafiny tamin’ny Israelita sady nataony hoe: –Ity ra ity no manamafy ny fanekempihavanana izay nataon’ny TOMPO taminareo fony Izy nanome ireo didy rehetra ireo ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary nalain'i Mosesy ny rà ka natopiny tamin'ny olona, dia hoy izy: Indro ny ran'ny fanekena izay nataon'i Jehovah taminareo ny amin'izany teny rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nalain’i Mosesy ny ra ka nafafiny tamin’ny olona, sady hoy izy: Indro ny ran’ny fanekena izay nataon’NY TOMPO taminareo ny amin’izany teny rehetra izany.
malagasy
Ary nalain'i Mosesy ny rà ka natopiny tamin'ny olona, dia hoy izy: Indro ny ran'ny fanekena izay nataon'i Jehovah taminareo ny amin'izany teny rehetra izany.