Exodus 24:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra i Mosesy, i Arona, i Nadaba, i Abiho ary fitopolo lahy tamin’ny loholon’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra i Môizy, nomban’i Aarôna sy i Nadaba ary i Abiò mbamin’ny fitopolo lahy tamin’ny loholon’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia niakatra teny an-tendrombohitra i Mosesy, niaraka tamin’i Aharôna sy i Nadaba sy i Abihò ary loholona fitopolo tamin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra Mosesy sy Arona sy Nadaba sy Abiho ary fito-polo lahy tamin'ny loholon'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra i Mosesy, i Arona, i Nadaba, i Abiho ary fitopolo lahy tamin’ny loholon’ny Israely.
malagasy
Dia niakatra Mosesy sy Arona sy Nadaba sy Abiho ary fito-polo lahy tamin'ny loholon'ny Isiraely.