Exodus 25:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ampanaovy vata amin’ny hazo akasia izy: Roa hakiho sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hanao fiara hazo akasià izy; roa akiho sy sasany ny lavany, ary iray akiho sy sasany ny sakany, ary iray akiho sy sasany ny haavony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hisy Vatamasina hamboarina amin’ny hazo mimôzà; ka mirefy 125 santimetatra ny lavany, 75 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony.
Malagasy Bible 1865
Ary asaovy manao fiara hazo akasia izy: roa hakiho sy sasany ny lavany; ary iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ampanaovy vata amin’ny hazo akasia izy: Roa hakiho* sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
malagasy
Ary asaovy manao fiara hazo akasia izy: roa hakiho sy sasany ny lavany; ary iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony.