Exodus 25:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo dia manaova rakotra fanaovam-panavotana amin’ny volamena tsy miharo: Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanao fanaovam-panavotana amin’ny volamena madio ianao, roa hakiho sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hanaovana sarony volamena madio ilay Vatamasina, ka io sarony io dia hirefy 125 santimetatra ny lavany ary 75 santimetatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova rakotra fanaovam-panavotana amin'ny volamena tsara: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo dia manaova rakotra fanaovam-panavotana amin’ny volamena tsy miharo: Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.
malagasy
Ary manaova rakotra fanaovam-panavotana amin'ny volamena tsara: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany.