Exodus 25:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny kerobima iray dia ataovy amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia amin’ny sakany iray: Vongana iray amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, eo amin’ny sakany roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny kerobima iray hatao amin’ny laniny iray, ary ny kerobima iray hatao amin’ny laniny iray koa; ny kerobima dia hatao tafahoatra ny fanaovam-panavotana amin’ny laniny roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hovoasana mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, eo amin’ny sakany avy.
Malagasy Bible 1865
Ny kerobima iray ataovy indray mivofy amin'ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa amin'ny sakany anankiray: indray mivofy amin'ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, dia amin'ny sakany roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny kerobima iray dia ataovy amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia amin’ny sakany iray: Vongana iray amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, eo amin’ny sakany roa.
malagasy