Exodus 25:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka ny elatry ny kerobima hivelatra eo ambony mba hanaloka ny rakotra fanaovam-panavotana; ary hifanatrika ny tavany sady hanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatao mivelatra miaraka ny elatry ny kerobima, hanarona ny fanaovam-panavotana amin’ny elany, ary hifanatrika ny tavany, hitodika manatrika ny fanaovam-panavotana, ny tavan’ny kerobima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hifanatrika ny kerobima roa sady manatrika ny saron’ny Vatamasina izay alofany amin’ny elany mivelatra.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka hivelatra eo ambony ny elatry ny kerobima, mba hanalofan'ny elany ny rakotra fanaovam-panavotana; ary ny tavany hifanatrika, sady hanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka ny elatry ny kerobima hivelatra eo ambony mba hanaloka ny rakotra fanaovam-panavotana; ary hifanatrika ny tavany sady hanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa.
malagasy
Ary aoka hivelatra eo ambony ny elatry ny kerobima, mba hanalofan'ny elany ny rakotra fanaovam-panavotana; ary ny tavany hifanatrika, sady hanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa izy.