Exodus 25:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia apetraho eo ambonin’ny vata ny rakotra fanaovam-panavotana; ao anatin’ny vata no asio ny Vavolombelona izay homeko anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hapetrakao eo ambonin’ny fiara ny fanaovam-panavotana; ary hapetrakao ao anatin’ny fiara ny vavolombelona izay homeko anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hapetraka eo ambony Vatamasina ny sarony rehefa tafiditra ao anatiny ao ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana izay homeko anao.
Malagasy Bible 1865
Ary apetraho eo ambonin'ny fiara ny rakotra fanaovam-panavotana; ary ao anatin'ny fiara no asio ny Vavolombelona izay homeko anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia apetraho eo ambonin’ny vata ny rakotra fanaovam-panavotana; ao anatin’ny vata no asio ny Vavolombelona izay homeko anao.
malagasy
Ary apetraho eo ambonin'ny fiara ny rakotra fanaovam-panavotana; ary ao anatin'ny fiara no asio ny Vavolombelona izay homeko anao.