Exodus 25:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova latabatra hazo akasia: Roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hanao latabatra hazo akasià ianao; ho roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hisy koa latabatra hamboarina amin’ny hazo mimôzà, ka hirefy iray metatra ny lavany, 50 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova latabatra hazo akasia: roa hakiho ny lavany, ary iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova latabatra hazo akasia: Roa hakiho* ny lavany, iray hakiho ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
malagasy
Ary manaova latabatra hazo akasia: roa hakiho ny lavany, ary iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony.