Exodus 25:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary manaova mason-drojo volamena efatra hatao aminy ka ataovy eo amin’ny zorony efatra izay eo amin’ny tongony efatra ireo:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanao masom-bolamena efatra ianao ka hapetrakao amin’ny zoron’ny latabatra efatra ireo masom-bolamena ireo, dia amin’ny tongony efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy haba volamena efatra koa no hotefena, dia hapetraka eo amin’ny zorony efatra, mifanila amin’ny tongony efatra.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova vava volamena efatra hatao aminy, ka ataovy eo amin'ny zorony efatra izay eo amin'ny tongony efatra ireo:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary manaova mason-drojo volamena efatra hatao aminy ka ataovy eo amin’ny zorony efatra izay eo amin’ny tongony efatra ireo:
malagasy
Ary manaova vava volamena efatra hatao aminy, ka ataovy eo amin'ny zorony efatra izay eo amin'ny tongony efatra ireo: