Exodus 25:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hazo akasia no anaovy ny bao ka petaho takelaka volamena; amin’ireo no hilanjana ny latabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazo akasià no hanaovanao ny bao ary hasianao takela-bolamena; dia hitondrana ny latabatra ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hazo mimôzà no hanaovana ny bao roa, izay horakofana takela-bolamena; ary ireo no hilanjàna ny latabatra.
Malagasy Bible 1865
Ary hazo akasia no anaovy ny bao, ka petaho takela-bolamena; ary amin'ireo no hilanjana ny latabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hazo akasia no anaovy ny bao ka petaho takelaka volamena; amin’ireo no hilanjana ny latabatra.
malagasy
Ary hazo akasia no anaovy ny bao, ka petaho takela-bolamena; ary amin'ireo no hilanjana ny latabatra.