Exodus 25:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy rantsany enina misampana eo an-daniny roa ka rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray ary rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hasianao rantsany enina maniry amin’ny laniny; ny rantsany telo, avy amin’ny laniny iray, ary ny rantsany telo, avy amin’ny laniny iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hasiana rantsana enina hivoaka avy amin’ny tahobeny, ka samy telo an-daniny avy.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy sampany enina amin'ny ankilany roa: dia sampany telo amin'ny fanaovan-jiro eo amin'ny ankilany iray, ary sampany telo amin'ny fanaovan-jiro eo amin'ny ankilany iray koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy rantsany enina misampana eo an-daniny roa ka rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray ary rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray hafa.
malagasy
Ary hisy sampany enina amin'ny ankilany roa: dia sampany telo amin'ny fanaovan-jiro eo amin'ny ankilany iray, ary sampany telo amin'ny fanaovan-jiro eo amin'ny ankilany iray koa,