Exodus 25:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy foto-boniny telo, hatao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny eo amin’ny rantsany iray; ary foto-boniny telo koa no hatao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny eo amin’ny rantsany iray hafa; dia toy izany avokoa amin’ny rantsany enina amin’ny fitoeran-jiro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rantsany voalohany dia hisy ravim-boninkazo telo miendrika vonin’amandia bokony sy voniny; ny rantsany faharoa dia hisy ravim-boninkazo telo miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny; dia ho toy izany avokoa ny rantsany enina avy, amin’ny fanaovan-jiro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isaky ny rantsana tsirairay dia hisy felam-boninkazo telo miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny.
Malagasy Bible 1865
dia vodi-voniny telo atao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny, eo amin'ny sampany anankiray; ary vodi-voniny telo koa atao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny, eo amin'ny sampany anankiray koa; dia toy izany avokoa amin'ny sampany enina izay amin'ny fanaovan-jiro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy foto-boniny telo, hatao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny eo amin’ny rantsany iray; ary foto-boniny telo koa no hatao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny eo amin’ny rantsany iray hafa; dia toy izany avokoa amin’ny rantsany enina amin’ny fitoeran-jiro.
malagasy