Exodus 25:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary eo amin’ny fitoeran-jiro dia hisy foto-boniny efatra, hatao tahaka ny vonin’ny amanda, miaraka amin’ny bokony sy ny voniny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tahon’ny fanaovan-jiro hisy ravim-boninkazo efatra miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo amin’ilay tahobeny kosa dia hisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny.
Malagasy Bible 1865
Ary eo amin'ny fanaovan-jiro dia hisy vodi-voniny efatra atao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary eo amin’ny fitoeran-jiro dia hisy foto-boniny efatra, hatao tahaka ny vonin’ny amanda, miaraka amin’ny bokony sy ny voniny,
malagasy
Ary eo amin'ny fanaovan-jiro dia hisy vodi-voniny efatra atao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny,