Exodus 25:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiray avokoa ny bokony sy ny rantsany, sady ho voatefy amin’ny vongana volamena tokana tsy miharo izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho fonjany iray ihany amin’ny fanaovan-jiro ireo bokony sy rantsany ireo, ary ho fonjam-bolamena an-tefiny iray ihany avokoa izy manontolo, sady volamena madio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitambatra ho iray ihany amin’ny sisa rehetra ny boko sy ny rantsana, ka samy ho volamena madio avokoa izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ny kiboriny sy ny sampany dia hiray avokoa; hatao indray mivofy aminy amin'ny volamena tsara izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiray avokoa ny bokony sy ny rantsany, sady ho voatefy amin’ny vongana volamena tokana tsy miharo izy rehetra.
malagasy
Ny kiboriny sy ny sampany dia hiray avokoa; hatao indray mivofy aminy amin'ny volamena tsara izy rehetra.