Exodus 25:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Volamena tsy miharo, talenta iray, no hanaovana azy mbamin’ireny fanaka rehetra ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Volamena madio talenta iray no hanaovana ny fanaovan-jiro sy ny fanaka rehetra momba azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vongam-bolamena madio telopolo kilao no hampiasaina hanaovana ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy.
Malagasy Bible 1865
Volamena tsara talenta iray no hanaovana azy mbamin'ireny fanaka rehetra ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Volamena tsy miharo, talenta* iray, no hanaovana azy mbamin’ireny fanaka rehetra ireny.
malagasy
Volamena tsara talenta iray no hanaovana azy mbamin'ireny fanaka rehetra ireny.Ary tandremo mba hataonao araka ny endriny izay naseho taminao tao an-tendrombohitra izy.