Exodus 25:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
vato berila ary vato alatsaka an-tranontranony amin’ny efoda sy amin’ny saron-tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
vatosoa berila sy vatosoa fandatsaka an-tranontranony, hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vato berila sy vatosoa hafa ho an’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.
Malagasy Bible 1865
sy vato beryla sy vato halatsaka an-tranontranony amin'ny efoda sy amin'ny saron-tratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
vato berila ary vato alatsaka an-tranontranony amin’ny efoda* sy amin’ny saron-tratra.
malagasy
sy vato beryla sy vato halatsaka an-tranontranony amin'ny efoda sy amin'ny saron-tratra.