Exodus 25:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izay rehetra hasehoko aminao no ho endriky ny tabernakely sy ny fanaka rehetra momba azy, dia araka izany no hanaovanao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary harahinareo tsara izay rehetra hasehoko anareo, ny mariky ny tabernakla sy ny mariky ny fanaka rehetra momba azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny planina sy ny môdely izay hasehoko anao no handrafetanareo io fonena-masina io sy ny fanaka rehetra momba azy.
Malagasy Bible 1865
Araka izay rehetra asehoko aminao, dia ny endriky ny tabernakely sy ny endriky ny fanaka rehetra momba azy, dia araka izany no hanaovanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izay rehetra hasehoko aminao no ho endriky ny tabernakely* sy ny fanaka rehetra momba azy, dia araka izany no hanaovanao azy.
malagasy
Araka izay rehetra asehoko aminao, dia ny endriky ny tabernakely sy ny endriky ny fanaka rehetra momba azy, dia araka izany no hanaovanao azy.