Exodus 26:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova farango varahina dimampolo ka ampidiro ho eo amin’ny tadivavarana ireo farango ireo ary akambano ny lay, dia ho iray ihany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hanao jaigirafy varahina dimampolo ianao, hampidirinao amin’ny tadivavarana ny jaigirafy mba hanakambananao ny lay ho iray ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Farango halimo dimampolo no hamboarina, dia hatsofoka amin’ny tadivavarana mba hampikambana ny lay ho iray ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova farango; varahina dimam-polo, ka ampidiro ho eo amin'ny tadivavarana ary akambano ny lay, ka dia ho iray ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova farango varahina dimampolo ka ampidiro ho eo amin’ny tadivavarana ireo farango ireo ary akambano ny lay, dia ho iray ihany izany.
malagasy
Ary manaova farango; varahina dimam-polo, ka ampidiro ho eo amin'ny tadivavarana ary akambano ny lay, ka dia ho iray ihany izy.