Exodus 26:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay mihoatra amin’ny ambain’ny lay dia avelao hiraviravy eo ivohon’ny tabernakely ny antsasaky ny ambainy izay mihoatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ambiny tafahoatra amin’ny ambain’ny lay, izany hoe ny antsasaky ny ambainy, dia hiraviravy eo ivohon’ny Fonenana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaraka ny sakan’ny lamba temitra dia antsasaky ny ambainy fanampiny no hikiraviravy ao ivohon’ny Tranolay masina.
Malagasy Bible 1865
Ary izay mihoatra amin'ny ambain'ny lay, dia ny antsasaky ny ambainy izay mihoatra, dia avelao hiraviravy eo ivohon'ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay mihoatra amin’ny ambain’ny lay dia avelao hiraviravy eo ivohon’ny tabernakely ny antsasaky ny ambainy izay mihoatra.
malagasy
Ary izay mihoatra amin'ny ambain'ny lay, dia ny antsasaky ny ambainy izay mihoatra, dia avelao hiraviravy eo ivohon'ny tabernakely.