Exodus 26:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny iray hakiho avy eo amin’ny lohany roa amin’ny lamba, izay mihoatra amin’ny halavan’ny ambain’ny lay, dia avelao hiraviravy eo amin’ny lafibeny roa amin’ny tabernakely mba handrakotra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny ambiny amin’ny halavan’ny ambainy dia ny hakiho iray amin’ny laniny iray, ny hakiho iray amin’ny laniny iray, dia hiraviravy avy eo an-daniny roa amin’ny Fonenana, handrakotra azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaraka ny halavan’ny lamba dia hozaraina roa ny iray metatra fanampiny, ka hikiraviravy eo an-daniny roa amin’ny fonena-masina, mba haharakotra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny iray hakiho avy eo amin'ny lohany roa amin'ny lamba, izay mihoatra amin'ny halavan'ny ambain'ny lay, dia avelao hiraviravy eo amin'ny lafibeny roa amin'ny tabernakely handrakotra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny iray hakiho avy eo amin’ny lohany roa amin’ny lamba, izay mihoatra amin’ny halavan’ny ambain’ny lay, dia avelao hiraviravy eo amin’ny lafibeny roa amin’ny tabernakely mba handrakotra azy.
malagasy
Ary ny iray hakiho avy eo amin'ny lohany roa amin'ny lamba, izay mihoatra amin'ny halavan'ny ambain'ny lay, dia avelao hiraviravy eo amin'ny lafibeny roa amin'ny tabernakely handrakotra azy.