Exodus 26:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova hazofisaka akasia hatsangana amin’ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hanao hazo fisaka koa ianao hatao amin’ny Fonenana, hazo fisaka amin’ny akasià dia hatsangana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hisy hazo fisaka hamboarina amin’ny hazo mimôzà ka hatsangana hitondra ny fonena-masina.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova zana-kazo akasia ho amin'ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova hazofisaka akasia hatsangana amin’ny tabernakely.
malagasy
Ary manaova zana-kazo akasia ho amin'ny tabernakely.