Exodus 26:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Folo hakiho ny haavon’ny hazofisaka iray ary iray hakiho sy sasany ny sakan’ny hazofisaka hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatao folo hakiho avy ny halavan’ny hazo fisaka iray, ary iray hakiho sy sasany ny sakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitovy refy ny hazo fisaka rehetra, ka dimy metatra ny lavan’ny tsirairay ary 75 santimetatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Folo hakiho ny hahavon'ny zana-kazo iray, ary iray hakiho sy sasany ny indraben'ny zana-kazo iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Folo hakiho ny haavon’ny hazofisaka iray ary iray hakiho sy sasany ny sakan’ny hazofisaka hafa.
malagasy
Folo hakiho ny hahavon'ny zana-kazo iray, ary iray hakiho sy sasany ny indraben'ny zana-kazo iray.