Exodus 26:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lahiny roa no ho amin’ny hazofisaka iray, misy hasiana izay hikambanany; toy izany no hanaovanao ny hazofisaka rehetra amin’ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisy lahiny roa avy, amin’ny hazo fisaka iray, ka hatao izay hifandraisany; ka hataonao toy izany avokoa ny hazo fisaka amin’ny Fonenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hasiana lahiny roa mirazotra isaky ny hazo fisaka.
Malagasy Bible 1865
Lahiny roa no ho amin'ny zana-kazo iray, ka hasiana izay hikambanany; izany no hanaovanao ny zana-kazo rehetra amin'ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lahiny roa no ho amin’ny hazofisaka iray, misy hasiana izay hikambanany; toy izany no hanaovanao ny hazofisaka rehetra amin’ny tabernakely.
malagasy
Lahiny roa no ho amin'ny zana-kazo iray, ka hasiana izay hikambanany; izany no hanaovanao ny zana-kazo rehetra amin'ny tabernakely.