Exodus 26:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy ny hazofisaka ho amin’ny tabernakely, hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny atsimo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanao ny hazo fisaka hatao amin’ny Fonenana ianao; hazo fisaka roapolo ho an’ny lafiny atsimo, ankavanana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hazo fisaka roapolo no hatao ho an’ny lafiny atsimo amin’ny fonena-masina,
Malagasy Bible 1865
Ary manaova ny zana-kazo ho amin'ny tabernakely, dia zana-kazo roa-polo ho eo amin'ny lafiny atsimo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy ny hazofisaka ho amin’ny tabernakely, hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny atsimo.
malagasy
Ary manaova ny zana-kazo ho amin'ny tabernakely, dia zana-kazo roa-polo ho eo amin'ny lafiny atsimo.