Exodus 26:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova koa faladia volafotsy efapolo ho eo ambanin’ny hazofisaka roapolo, faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay hiorenan’ny lahiny roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasianao faladia volafotsy efapolo ny fanambanin’ireo hazo fisaka roapolo ireo, dia faladia roa isan-kazo fisaka izany, no an’ny lafiny roa avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova faladia volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray hiorenan'ny lahiny roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova koa faladia volafotsy efapolo ho eo ambanin’ny hazofisaka roapolo, faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay hiorenan’ny lahiny roa.
malagasy
Ary manaova faladia volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray hiorenan'ny lahiny roa.