Exodus 26:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roapolo hakiho; ny lambanan’ny ambainy iray koa dia efatra hakiho; hitovy refy ny ambainy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valo amby roapolo hakiho ny halavan’ny ambainy iray, ary efatra hakiho ny sakan’ny ambainy iray, ary hampitoviana daholo ny haben’ny ambaina rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitovy avokoa ny refin’ny lamba temitra rehetra, ka 14 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ny halavan'ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan'ny ambainy iray dia efatra hakiho; hitovy ohatra ny ambainy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roapolo hakiho*; ny lambanan’ny ambainy iray koa dia efatra hakiho; hitovy refy ny ambainy rehetra.
malagasy
Ny halavan'ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan'ny ambainy iray dia efatra hakiho; hitovy ohatra ny ambainy rehetra.