Exodus 26:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lafiny anankiray amin’ny Fonenana dia ny lafiny avaratra, hanaovanao hazo fisaka roapolo koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho an’ny lafiny avaratra dia hazo fisaka roapolo koa no hatao,
Malagasy Bible 1865
Ary manaova zana-kazo roa-polo ho eo amin'ny lafiny faharoa amin'ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra.
malagasy
Ary manaova zana-kazo roa-polo ho eo amin'ny lafiny faharoa amin'ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra.