Exodus 26:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova faladia volafotsy efapolo, faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny faladia volafotsy efapolo; faladia roa ambanin’ny hazo fisaka tsirairay avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miaraka amin’ny faladia volafotsy efapolo; ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova faladiany volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova faladia volafotsy efapolo, faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay.
malagasy
Ary manaova faladiany volafotsy efa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray.