Exodus 26:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lafiny andrefana amin’ny tabernakely, izay ao aorianany, dia hanaovanao hazofisaka enina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanao hazo fisaka enina ianao hatao amin’ny faran’ny Fonenana amin’ny lafiny andrefana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho an’ny lafiny andrefana izay eo ivohon’ny fonena-masina dia hazo fisaka enina no hatao,
Malagasy Bible 1865
Ary ny lafiny andrefana amin'ny tabernakely, izay ao ivohony, dia hanaovanao zana-kazo enina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lafiny andrefana amin’ny tabernakely, izay ao aorianany, dia hanaovanao hazofisaka enina.
malagasy
Ary ny lafiny andrefana amin'ny tabernakely, izay ao ivohony, dia hanaovanao zana-kazo enina.