Exodus 26:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hazofisaka roa no hataonao eo amin’ny zoron’ny tabernakely amin’ny lafiny aoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hanao hazo fisaka roa ianao hatao amin’ny zoron’ny Fonenana, ao amin’ny farany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miampy hazo fisaka roa manokana hatao erỳ amin’ny zorony roa erỳ afara.
Malagasy Bible 1865
Ary zana-kazo roa no hataonao ho eo amin'ny zoron'ny tabernakely amin'ny lafiny ivoho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hazofisaka roa no hataonao eo amin’ny zoron’ny tabernakely amin’ny lafiny aoriana.
malagasy
Ary zana-kazo roa no hataonao ho eo amin'ny zoron'ny tabernakely amin'ny lafiny ivoho.