Exodus 26:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hisy hazofisaka valo sy ny faladiany volafotsy, dia faladia enina amby folo: Faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho hazo fisaka valo izy izany mbamin’ny faladiany volafotsy, faladia enina ambin’ny folo, faladia roa avy isam-panambanin’ny hazo fisaka iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny lafiny ivohon’ny fonena-masina izany dia hisy hazo fisaka valo sy faladiany volafotsy 16, ka faladia roa avy isaky ny hazo fisaka.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka hisy zana-kazo valo sy ny faladiany volafotsy, dia faladia enina ambin'ny folo: faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hisy hazofisaka valo sy ny faladiany volafotsy, dia faladia enina amby folo: Faladia roa avy ho ambanin’ny hazofisaka tsirairay.
malagasy
Ary aoka hisy zana-kazo valo sy ny faladiany volafotsy, dia faladia enina ambin'ny folo: faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray.