Exodus 26:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
barany dimy ho amin’ireo hazofisaka amin’ny lafiny iray koa amin’ny tabernakely ary barany dimy ho amin’ireo hazofisaka amin’ny lafiny andrefana izay ao aorianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny dimy koa hatao amin’ny hazo fisaka amin’ny lafiny faharoa amin’ny Fonenana; ary ny dimy hatao amin’ny hazo fisaka amin’ny lafiny farany amin’ny Fonenana, amin’ny andrefana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
barany dimy koa hihazona ireo hazo fisaka amin’ny lafiny iray hafa; ary barany dimy hafa ho an’ireo hazo fisaka amin’ny lafiny ivoho ao andrefana.
Malagasy Bible 1865
sy barany dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny iray koa amin'ny tabernakely, ary barany dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny andrefana izay ao ivohony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
barany dimy ho amin’ireo hazofisaka amin’ny lafiny iray koa amin’ny tabernakely ary barany dimy ho amin’ireo hazofisaka amin’ny lafiny andrefana izay ao aorianany.
malagasy
sy barany dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny iray koa amin'ny tabernakely, ary barany dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny andrefana izay ao ivohony.