Exodus 26:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny barany afovoany, izay eo afovoan’ny hazofisaka, dia hahatratra ny farany roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny barany afovoany hatao manaraka ny hazo fisaka, mahatratra ny sisiny roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny barany afovoany dia handalo eo am-pisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary hatao mahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny barany afovoany, izay afovoan'ny zana-kazo, dia hahatratra ny farany roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny barany afovoany, izay eo afovoan’ny hazofisaka, dia hahatratra ny farany roa.
malagasy
Ary ny barany afovoany, izay afovoan'ny zana-kazo, dia hahatratra ny farany roa.