Exodus 26:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hazofisaka dia hopetahanao takelaka volamena, ary hataonao volamena koa ireo mason-drojo eo aminy, izay hitoeran’ny barany; petaho takelaka volamena koa ny barany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Petaho takela-bolamena ny hazo fisaka; ataovy volamena ny masom-bola hitoeran’ny barany, ary petaho takela-bolamena ny barany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horakofana takela-bolamena, na ny hazo fisaka na ny barany; ary hisy haba volamena hotefena hanatsofohana ny barany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zana-kazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran'ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hazofisaka dia hopetahanao takelaka volamena, ary hataonao volamena koa ireo mason-drojo eo aminy, izay hitoeran’ny barany; petaho takelaka volamena koa ny barany.
malagasy
Ary ny zana-kazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran'ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany.