Exodus 26:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ambainy dimy no havitrana ho iray; ary ambainy dimy hafa koa dia havitrana ho iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havitrana ho iray ny ambainy dimy, dia havitrana ho iray koa ny ambainy dimy hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatambatra ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy; avy eo dia hatao toy izany koa ny dimy hafa.
Malagasy Bible 1865
Ambainy dimy no havitrana ho iray; ary ambainy dimy koa no havitrana ho iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ambainy dimy no havitrana ho iray; ary ambainy dimy hafa koa dia havitrana ho iray.
malagasy
Ambainy dimy no havitrana ho iray; ary ambainy dimy koa no havitrana ho iray.