Exodus 26:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Atsangano ny tabernakely, araka ilay endriny naseho taminao tao an-tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy toy ny marika naseho anao tany an-tendrombohitra no fananganana ny Fonenana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa izany, ry Mosesy, dia asaovy atsangana araka ny môdely izay efa nasehoko anao teto an-tendrombohitra ny fonena-masina.
Malagasy Bible 1865
Ary manangana ny tabernakely araka ny endriny, dia ilay naseho taminao tao an-tendrombohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Atsangano ny tabernakely, araka ilay endriny naseho taminao tao an-tendrombohitra.
malagasy
Ary manangana ny tabernakely araka ny endriny, dia ilay naseho taminao tao an-tendrombohitra.