Exodus 26:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova efitra lamba manga, volomparasy, jaky ary lamba rongony fotsy madinika voatenona; kerobima, asan’ny mpanenona mahay, no hataonao sorany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Manaova efitra lamba amin’ny jaky volomparasy sy jaky mangatrakatraka sy lamba mena antitra ary rongony fotsy madinika voahasina, asiana sarin-kerobima, asan-tanan’ny mpanenona mahay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mpahay taozavatra no hanao efitra lamba iray amin’ny rongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, ravahana kerobima roa vita amin’ny peta-kofehy tsara.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova efitra lamba manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina; kerobima, asan'ny mpanenona mahay, no hataonao sorany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova efitra lamba manga, volomparasy, jaky ary lamba rongony fotsy madinika voatenona; kerobima, asan’ny mpanenona mahay, no hataonao sorany.
malagasy
Ary manaova efitra lamba manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina; kerobima, asan'ny mpanenona mahay, no hataonao sorany.