Exodus 26:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy eo ambonin’ny vata misy ny Vavolombelona, ao amin’ny fitoerana masina indrindra, ny rakotra fanaovam-panavotana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataonao eo ambonin’ny fiaran’ny vavolombelona ny fanaovam-panavotana, amin’ny Fitoerana masina indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo, dia hapetraka eo ambonin’ny Vatamasina ilay sarony, ao amin’ny Toeramasina indrindra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rakotra fanaovam-panavotana dia ataovy eo ambonin'ny fiaran'ny Vavolombelona eo amin'ny fitoerana masina indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy eo ambonin’ny vata misy ny Vavolombelona, ao amin’ny fitoerana masina indrindra, ny rakotra fanaovam-panavotana.
malagasy
Ary ny rakotra fanaovam-panavotana dia ataovy eo ambonin'ny fiaran'ny Vavolombelona eo amin'ny fitoerana masina indrindra.