Exodus 26:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Apetraho eo ivelan’ny efitra ny latabatra ka ny fitoeran-jiro ho tandrifin’ny latabatra amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely; ary ny latabatra dia ataovy eo amin’ny lafiny avaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hapetrakao eo ivelan’ny efitra lamba ny latabatra, ary eo anoloan’ny latabatra, amin’ny lafiny atsimo amin’ny Fonenana, ny fanaovan-jiro, fa amin’ny avaratra no hametrahanao ny latabatra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hapetraka ao amin’ny fonena-masina, eo amin’ny lafiny avaratra, ny latabatra; ary ny fitoeran-jiro kosa manoloana ny latabatra amin’ny lafiny atsimo.
Malagasy Bible 1865
Ary apetraho eo ivelan'ny efitra ny latabatra, ary ny fanaovan-jiro tandrifin'ny latabatra amin'ny lafiny atsimo amin'ny tabernakely; ary ny latabatra ataovy eo amin'ny lafiny avaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Apetraho eo ivelan’ny efitra ny latabatra ka ny fitoeran-jiro ho tandrifin’ny latabatra amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely; ary ny latabatra dia ataovy eo amin’ny lafiny avaratra.
malagasy
Ary apetraho eo ivelan'ny efitra ny latabatra, ary ny fanaovan-jiro tandrifin'ny latabatra amin'ny lafiny atsimo amin'ny tabernakely; ary ny latabatra ataovy eo amin'ny lafiny avaratra.