Exodus 26:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin’ny varavarana lamba ka petaho takelaka volamena ireny; ho volamena koa ny fihantonany, ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanaovanao andry akasià dimy io varavarana lamba io, ka petahanao takela-bolamena ny andry sy asianao faraingo volamena; ary handrendrika varahina hatao faladiany dimy ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy andry dimy hatao amin’ny hazo mimôzà, sady horakofana takela-bolamena, ka eo no hanantonana io varavarana lamba io amin’ny farango volamena. Faladia halimo dimy no harendrika hitsatohan’ireo andry ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin'ny varavarana lamba, ka peta­ho takela-bolamena; ary ho volamena koa ny fihantonany; ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin’ny varavarana lamba ka petaho takelaka volamena ireny; ho volamena koa ny fihantonany, ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany.
malagasy
Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin'ny varavarana lamba, ka peta­ho takela-bolamena; ary ho volamena koa ny fihantonany; ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany.