Exodus 26:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova tadivavarana manga ho eo an-tsisin’ny ambainy iray, eo an-tsisin’ny iray efa voavitrana; manaova toy izany koa amin’ny ambainy farany, eo an-tsisin’ny iray efa voavitrana koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasianao tadivavarana jaky volomparasy ny sisiny iafaran’ireo ambainy navitrana voalohany ireo, dia hasianao toy izany koa ny sisiny iafaran’ireo ambainy navitrana faharoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hopetahana kofehy volon’ondry miloko volomparasy ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary hatao toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova tadivavarana manga ho eo an-tsisin'ny ambainy iray, dia eo an-tsisin'ny anankiray efa voavitrana; ary manaova toy izany koa amin'ny ambainy farany, dia eo an-tsisin'ny anankiray efa voavitrana koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova tadivavarana manga ho eo an-tsisin’ny ambainy iray, eo an-tsisin’ny iray efa voavitrana; manaova toy izany koa amin’ny ambainy farany, eo an-tsisin’ny iray efa voavitrana koa.
malagasy