Exodus 26:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tadivavarana dimampolo no hataonao eo amin’ny ambainy iray ary tadivavarana dimampolo koa no hataonao eo amin’ny sisin’ny ambainy amin’ny iray efa voavitrana; koa aoka hifanandrify ny tadivavarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataonao dimampolo ny tadivavarana amin’ny ambainy voalohany, ary hataonao dimampolo koa ny tadivavarana amin’ny sisiny iafaran’ny ambainy navitrana faharoa, ary hifanandrify ireo tadivavarana ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy kofehy dimampolo amin’ny sisin’ny vitrana tsirairay, ka hifanandrify amin’ny laharan’ny kofehy eo amin’ny vitrana iray mifanila aminy.
Malagasy Bible 1865
Tadivavarana dimam-polo no hataonao eo amin'ny ambainy iray, ary tadivavarana dimam-polo koa no hataonao eo amin'ny sisin'ny ambainy izay amin'ny anankiray efa voavitrana koa; ary hifandray ny tadivavarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tadivavarana dimampolo no hataonao eo amin’ny ambainy iray ary tadivavarana dimampolo koa no hataonao eo amin’ny sisin’ny ambainy amin’ny iray efa voavitrana; koa aoka hifanandrify ny tadivavarana.
malagasy