Exodus 26:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova farango volamena dimampolo ka akambano amin’ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hanao jaigirafy volamena dimampolo hampifanakambananao ny ambainy, mba ho voavoatra iray ihany ny Fonenana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Farango volamena dimampolo no hamboarina mba hanakambanana ny vitrana roa, dia hatambatra ho iray ihany ny fonena-masina manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova farango volamena dimam-polo, ka akambano amin'ny farango ny ambainy, ka dia ho voakambana ho iray ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova farango volamena dimampolo ka akambano amin’ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.
malagasy
Ary manaova farango volamena dimam-polo, ka akambano amin'ny farango ny ambainy, ka dia ho voakambana ho iray ny tabernakely.