Exodus 26:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary manaova koa ambainy amin’ny volon’osy ho lay handrakofana ny tabernakely; iraika amby folo ny ambainy hataonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hanao ambainy amin’ny volon’osy koa ianao, hatao lay ao ambonin’ny Fonenana, hataonao iraika ambin’ny folo ambainy izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Avy eo dia tranolay faharoa no hamboarina amin’ny lamba temitra 11 vita amin’ny volon’osy, mba handrakofana ny fonena-masina.
Malagasy Bible 1865
Ary manaova ambainy koa amin'ny volon'osy ho lay handrakofana ny tabernakely; dia iraika ambin'ny folo ambainy no hanaovanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary manaova koa ambainy amin’ny volon’osy ho lay handrakofana ny tabernakely; iraika amby folo ny ambainy hataonao.
malagasy
Ary manaova ambainy koa amin'ny volon'osy ho lay handrakofana ny tabernakely; dia iraika ambin'ny folo ambainy no hanaovanao azy.